• Alatsinainy 24 Aogositra 2015
Politique.Fitondran-dRajaonarimampianina Efa manisa andro sisa !

Fahadisoan-kevitra ny mieritreritra fa matanjaka ny antoko HVM satria nahatafiditra ben’ny tanàna 814 amin’ny 1695 nofidiana ny 31 jolay lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015
Politique.Fifidianana Ben’ny tanàna Nisafidy ny Vahoaka, hanova ve ny Fitsarana ?

Andrasana manomboka amin’ny faramparan’ity herinandro ity ny vokatra ofisialin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina natao tamin’ny 31 aogositra 2015, tamin’ireo Kaominina miisa 1695 manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015
Politique.Asan’ny CENIT

Lesoka ny tsy fananana fahefana famaizana Hitsangana mialoha ny fifidianana ireo mpikambana eo anivon’ny Antenimierandoholona ny Ceni vaovao, hoy ny filoham-pirenena ny faran’ny herinandro teo tany Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Politique.Radio Fahazavana Miverina tsikelikely ireo fandaharana

Voafetra hatreto ny fahafahan’ny Radio Fahazavana manome fahafaham-po ny mpanjifa ao amin’ny 88.6 Mhz.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Politique.Fifidianana Ben’ny tanàna Nisy 22 nahazo vato 100%

Kaominina miisa 22 nanerana ny Nosy no tsy nahitana afa-tsy lisitra tokana tamin’ny fifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay 2015 lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy Manaiky ho mpanolotsain’ny tanàna

Nibaradaka ihany i Lalatiana Rakotondrazafy rehefa lava ny resaka. Nitety haino aman-jery ny kandidan’ny Freedom teto Antananarivo Renivohitra tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
FTT