Politique

«Mémorandum» Mifanipaka ny hevitra eny Tsimbazaza


  • Zoma 11 Septambra 2015

sy mitovy velively ny hevitr’ireo solombavambahoaka isanisany mikasika ilay «Mémorandum» mampisy resabe eny Tsimbazaza ankehitriny

 

T. Nanamafy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena fa tsy mbola nahita izany ny tenany fa ny fifanarahana hisian’ny fitoniana kosa dia voizina tanteraka. Etsy an-kilany, misy andiana depiote indray milaza fa resaka tiana hovoizina fotsiny io fanaovan-tsonia ataon’ny solombavambahoaka 91 io. Ny namana farany izay nanao sonia an’io «Mémorandum» io dia nilaza fa faha-46 izy amin’ireo efa nanao sonia ny andron’ny talata 8 septambra. Mbola mangingina raha ny eny Tsimbazaza fa maro ireo depiote no mbola any amin’ny faritra misy azy. Hahatratra ny isa 91 voalaza ve ireo nanao sonia ?

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT