Politique

Mémorandum Nihemotra tamin’ilay fikaonan-doha teny amin’ny CCI


  • Zoma 18 Septambra 2015

Fikaroham-bahaolana ho tombontsoa ambonin’ny firenena sy ny vahoaka Malagasy miaraka amin’ny fiarovana ny Repoblika no notanterahana teny amin’ny ivontoerana fandraisana fivoriana iraisam-pirenena teny Ivato, hoy ny mpikambana ao amin’ny antoko MFM Raveloson Constant.

 

 Mifototra tanteraka amin’ny fiarovan-tseza sy toeran’ireo olom-boafidy dia ny filoham-pirenena sy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara fotsiny kosa ny votoatin’ilay fampahatsiahivana andraikitra na fametrahana fitoniana eto amin’ny firenena. Nihemotra lavitra tamin’ny dingana vita navoakan’ilay fikaonandoha natao teny amin’ny CCI io fifanarahana tsy hifanongana eo amin’ny fahefana mpanao lalàna sy fahefana mpanatanteraka hatramin’ny taona 2018 io, hoy ity mpanao politika ity. Fototra vaovao sy hafa kokoa no ilain’ny fanjakana Malagasy ankehitriny, araka ny fanampim-panazavany.


Nangonin-dRamano F. 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT