Politique

Rado Ramparaoelina Tsy nitombina ny fitoriana azy


  • Zoma 18 Septambra 2015

Tsy nisy nitombina ireo fitoriana roa natao tamiko tamin’iny fifidianana natao ny 31 jolay 2015 iny, hoy ny kandidà Rado Ramparaoelina (Ampitatafika),

 

araka ny didy navoakan’ny fitsarana omaly 17 septambra 2015. Ny fitoriana napetraky ny kandidà iray mpifaninana izay tsy nahazo afa-tsy 19% dia ny hoe nampiasa ny fitaovam-panjakana tamin’ny andron’ny fampielezan-kevitra. Ny napetraky ny iray hafa izay tsy nahazo afa-tsy 5% tamin’ny vato nanankery kosa dia ny hoe tokony hoesorina an-daharana fa maro ny mpifidy tsy tafiditra tao anaty lisi-pifidianana. Misaotra ny fitsarana ny tenako fa nahafa-po ny didy navoakan-dry zareo. Marihana fa naherin’ny 50% ny salanisa azon’ity kandidà ity  tamin’ny vokatra vonjimaika nivoaka.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT