- Alarobia 07 Oktobra 2015
Politique.Kolonely Ramiaramanana Joseph Halefa hanenjika dahalo amin’izay
Niandry ny fahatongavan’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery an-tanindrazana avy namonjy ny fivoriambe faha-70 ny Firenena Mikambana tany New York ny filohan’ny Delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo, kolonely Ramiaramanana Joseph vao niroso nanao famindran-draharaha tamin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana, omaly.
Hamaky ny tohiny
