• Alakamisy 22 Oktobra 2015
Politique.Ramiaramanana Joseph Nomena fahefana hifehy an’i Neny ?

Sekretera jeneralina minisitera vaovao 3 no notendren’ny filankevitry ny minisitra omaly. Anisan’izany ny kolonely Joseph Ramiaramanana PDS n’Antananarivo Renivohitra teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Politique.Tanin’ny labatoara Andohatapenaka Hanorenana ny “Village de la Francophonie”

Mijanona ho tanim-panjakana ny toerana saika hanorenana labatoara tamin’ny taona 2009, hoy ny minisi-panjakana misahana ny fandaharanasan’ny Fiadidiana ny Repoblika Rakotovao Rivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Politique.Jean Max Rakotomamonjy Vonona hiala aho…

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 20 oktobra ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny antenimieram-pirenena. Volavolan-dalàna 13 no hodinihana mandritra ny 60 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Politique.Elysée Ratsiraka sy ny MAPAR Raikitra sahady ny ady mangatsiaka ?

Manomboka hita taratra sahady ny olana eo amin’ny samy Mapar ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Politique.Fandravana ny birao maharitry ny Antenimiera Tohananay raha misy mitarika, hoy ny Mapar

Anisan’ny trangan-javatra nahoraka ary tao anatin’ny fanombohan’ny fivoriana ara-potoanan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara teny Tsimbazaza omaly ny resaka mety hisian’ny fandravana na fanonganana ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Politique.Depioten’Antananarivo Renivohitra Manohana an’i Neny

Vonona hanohana ny ben’ny tanàna Rtoa Lalao Ravalomanana amin’ny fandaharanasany hanarenana an’Antananarivo Renivohitra sy hanomezana fiainana mendrika sy tsara kokoa ho an’ny mponina ao aminy ireo depioten'Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT