• Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Kaominina Antananarivo renivohitra Hohatsaraina ny sehatry ny fitantanam-bola

Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana tanterahin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana, eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Fanonganana ny birao maharitra Toherin’ny depiote Nicolas

Tokony handray anjara amin’ny fampandrosoana ny firenena avokoa ny olom-pirenena rehetra, indrindra ireo nahazo toerana eo amin’ny fitondrana, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Distrikan’i Miarinarivo Hiara-kiasa amin’ireo ben’ny tanàna tsy ankanavaka ny depiote

Miarahaba ny ben’ny tanàna vao lany tao amin’ireo kaominina 14 ao amin’ny distrikan’i Miarinarivo ny tenako, hoy ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana, ny depiote Ravahimanana Guillaume, avy amin’ny TIM

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Rivotiana Jean Bosco Tsy hitovizanay depiote hevitra ny fitakiana 2 miliara sy 4 x 4

Fantantsika araka ny didy nivoaka fa 63 no ho isan’ireo Senatera ho avy, hoy ny depiote Rivotiana Richard Jean Bosco avy any Lalangina izay filohan’ny vaomieran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ka ny 21 amin’ireo tendren’ny filoham-pirenenana ary ny 42 dia ho fidian’ireo mpifidy vaventy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Politique.Ravelonarivo Jean Mampitandrina an’i Dada

Ity tokoa no tonga amin’ilay fitenenana hoe malailay fonosana. Manolona ny fikasan’i Dada Ravalomanana hanarina ny toerana famonona omby sy kisoa eny Andohatapenaka dia nampiaka-peo ihany koa ny praiminisitra. “

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Politique.Tahotra an-dRavalomanana Manao adim-borontsiloza ny mpitondra

Mihazakazaka ny toe-draharaha, lasa tantara mitohy ary tsy hifarana ato ho ato ilay fifanolanan’ny fanjakana sy Atoa Marc Ravalomanana amin’ny fananganana ilay labatoara manara-penitra eny Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
FTT