• Sabotsy 24 Oktobra 2015
Politique.Fanafihana ny tobin’ny zandary tao Befotaka Olona 7 voasambotra

Olona 7 no voasambotry ny mpitandro filaminana mpanao ny Opération fahalemana any atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Politique.Vidin-jiro sy rano Tsy maintsy hiakatra

Mahatratra 340 miliara ariary isan-taona ny vola fanampiana na « subvention » arotsaky ny fanjakana ao amin’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Politique.Raharaha Marc Ravalomanana Nampirisika adim-poko i Voninahitsy

Tsy miova amin’ny foto-pisainana nijoroany amin’ny fankahalana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny mpanao politika Voninahitsy Jean Eugène.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Politique.Roland Ratsiraka Misolelaka amin-dRajaonarimampianina

Toraka voninkazo tsy misy tahaka izany no nataon’ny minisitry ny asa vaventy ny filoham-pirenena nandritra ny fitokanana ny tetezan’i Betsiboka tany amin’ny RN 6 sy ny fametrahana ireo fitaovana handanja ny fiarabe mpitondra entana ao Ambondromamy ary ny fametrahana ny vatofehizoro hanombohana ny asa fanamboarana ny tetezan’i Kamoro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy maintsy averina amiko ny fananako”

Afaka mivezivezy malalaka eto an-toerana sy any ivelany ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Politique.Mara Niarisy “Mpangalatra ny miaramila”

Lanin’ny maro an’isa nasiam-panitsiana omaly tao anatin’ny fivoriana nitambaram-be azon’ny besinimaro natrehana teny anivon’ny lapan’ny Antenimieram-pirenena ny volavolam-pandaharam-potoana naroson’ny birao maharitra sy ny « conférence des présidents » hodinihan’ireo solombavambahoaka hatramin’ny faha-24 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT