Politique

Fanafihana ny tobin’ny zandary tao Befotaka Olona 7 voasambotra


  • Sabotsy 24 Oktobra 2015

Olona 7 no voasambotry ny mpitandro filaminana mpanao ny Opération fahalemana any atsimo.

 

 

 Ahiana ho nandray anjara tamin’ny fanafihana ny tobin’ny zandary tany Befotaka izy ireo, araka ny fanazavana voaray avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Nisy ihany koa ny basy poleta PA miisa roa efa tafaverina noho ny fiaraha-miasa tamin’ny fokonolona sy ireo olobe any an-toerana. Tsy hitsahatra mihitsy ny Opération fahalemana any atsimo raha tsy tafaverina ny filaminan, hoy ny jeneraly Anthony Rakotoarison talen’ny filaminana sy ny fikaroham-baovao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Tsy maintsy karohana ireo olona nanafika ny tanàna sy ny tobin’ny zandary tao Befotaka, hoy izy ary tsy maintsy tafaverina ihany koa ireo fitaovam-piadiana nangalarina tao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT