- Alatsinainy 09 Novambra 2015
Politique.Fifidianana Loholona Vonona ary handray anjara ny TIM
Anio no misokatra ny fandrotsahana ny taratasy filatsahan-kofidiana ho loholon’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAnio no misokatra ny fandrotsahana ny taratasy filatsahan-kofidiana ho loholon’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFahombiazana ny hetsika voalohany nataonay tamin’ny sabotsy, hoy ireo mpitarika ny fitakiana ny famerenana ny « iles éparses » amin’i Madagasikara. Nanapa-kevitra ny hanohy ny fidinana an-dalambe izy ireo anio manomboka amin’ny 10 ora maraina.
Hamaky ny tohinyFirenena vao nivoaka tamin’ny krizy lavareny i Madagasikara ary miezaka tsikelikely amin’ny fanarenana azy ny mpitondra fanjakana efa ho roa taona izao.
Hamaky ny tohinyNy ambasadaorony aza moa tsy hain`ise valiana akory, F`indro ise toa miolakolaka amin`ny teny tsy valiana. Ka ahoana no inoana fa ise dia mpanamory Mbola afaka hibaiko sy hifehy ny familiana ?
Hamaky ny tohinyNeken’ny teny amin’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly fa atsangana amin’ny alatsinainy ho avy izao ny vaomiera manokana hanadihady ny raharaha Ankazoabo ary tena ho any an-toerana mihitsy hijery ny zava-misy.
Hamaky ny tohinyNampiantso mpanao gazety omaly mitataovovonana teo amin'ny lapan'ny tanàna ny mpanolotsaina Lalatiana Rakotondrazafy sy Ravololomanana mba hanambarany ny tsy fandehan'ny raharaha ao amin'ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny