• Zoma 06 Novambra 2015
Politique.Razafimily Constance “Tsy ara-dalàna io tetibola 2016 io”

Tsy mametraka olana be loatra ny fampiharana ny fanitsiana ny tetibola 2015 (LFR) sy ny tetibola 2016 (LFI) hodinihana miaraka ety amin’ny Antenimieram-pirenena izahay, hoy ny depiote Razafimily Constance filohan’ny vaomieran’ny fitantanam-bola

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Politique.Solombavambahoaka TIM Manohana ny kandidà ben’ny tanàna any Alarobia Ambatomanga

Naneho ny firaisankinany amin’ny fanohanana ny kandida ben’ny tanàna ao Alarobia Ambatomanga, Ranaivomanana Antoine Ernest na Ramose Naivo N° 2 amin’ny fifidianana haverina ny 13 novambra ho avy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Politique.Voka-pifidianana kaominaly averina Hivoaka 24 ora mialoha ny senatorialy

Tsy maintsy averina ny zoma 13 novambra izao ny fifidianana ho an’ireo kaominina 19 nahitana tsy fahatomombanana, araka ny didim-pitsarana navoakan’ny tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Novambra 2015
Politique.Tsisy vola ny kaominina Sabôtazy ho an’i Neny ?

Tsy mbola misy voatendry ara-pomba ofisialy hatramin’izao ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana satria miandry ny fankatoavan’ny fanjakana foibe ny fanendrena azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Novambra 2015
Politique.Miala any ny ramatahora Nisy nandoro ny biraon’ny TIM Antsirabe

Hagagana ny an’ny maro ny alin’ny talata 3 novambra tokony ho tamin’ny 9 ora alina raha nahita afo nijoalajoala nanaka-danitra teo ampitan’ny hotely Imperial

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Novambra 2015
Politique.Didier Ratsiraka

Tsy nanao fety be sy hanim-pito loha tamin’ny fankalazana ny faha 79 taonany omaly ny filoha teo aloha ny Amiraly Didier Ratsiraka;

Hamaky ny tohiny
FTT