• Talata 10 Novambra 2015
Politique.Depiote Mara Niarisy Hoesorina ny « immunité parlementaire »’ny

Taorian’ny fifanazavana henjana nisy teo amin’ny governemanta sy ny depiote momba ny raharaha Mara Niarisy, depioten’Ankazoabo atsimo dia rariny raha toa ka misy ny fanokafana ny fanadihadiana hataon’ny mpitandro ny filaminana sy ny fitsarana mba hahitana ny marina raha araka ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra ambony iray avy eny amin’ny fiadidian’ny Primatiora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.Antananarivo renivohitra Hamatsy vola ny Amerikanina

Tonga teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, nitsidika sy nidinika tamin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly maraina ny masoivoho Amerikanina Atoa Robert T Yamate.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.Fifidianana loholona Nisokatra omaly ny fandraisana ny dosie

Nanomboka omaly 9 novambra ka hifarana ny alatsinainy 16 novambra ny fametrahana ny antontan-taratasy ho an’ireo kandida ho loholona amin’ny fifidianana ho tanterahana ny 29 desambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.Depiote Oulatta avy any Côte d’Ivoire Tsy tokony hidiran’ny resaka politika ny fanatanterahana ny RSS

Firenena vao avy nivoaka krizy tahaka antsika ny firenena Ivoarianina ary anisan’ireo firenena afrikanina efa mampihatra ny RSS na “Reforme du Système de Sécurité” koa any aminy ary efa azo lazaina fa manana traikefa eo amin’ny fanatanterahana azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.Minisitra Frantsay lasa any amin’ny « Iles éparses » Hanao inona marina ?

Ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny minisitra Frantsay misahana ireo tany ivelan’i Frantsa (outre-mer) Rtoa George Pau Langevin ny 9 ka hatramin’ny 11 novambra ny fitsidihana an’i Mayotte sy ireo nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina dia ny « iles éparses » izay sokajian’ny fitondrana Frantsay ao anatin’ny « terres australes et antarctiques Françaises ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2015
Politique.Filoha Malagasy nifandimby Ny teraka alakaosy no nahay nitondra

Nankalaza ny faha-79 taonany ny amiraly Didier Ratsiraka ny alarobia 4novambra ary ny 6novambra kosa ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
FTT