• Alarobia 11 Novambra 2015
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Mahantra ny firenena, ratsy endrika ny fitondrana

Mandalo fotoan-tsarotra tanteraka ny firenena Malagasy, hoy ny mpanao politika Raharinaivo Andrianatoandro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Politique.Raharaha Mara Niarisy Solombavambahoaka tsy miandany no atao ao anatiny

Mikasika ny fananganana ilay « Commission parlemantaire » handinika ny raharaha depiote Mara Niarisy avy any Ankazoabo Atsimo dia nanambara ny depiote

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Politique.Fanambaram-pananana Namita ny azy ireo mpikamban’ny CENI

Nanao rodobe nanatanteraka fanambaram-pananana teny amin’ny Fitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Politique.Fitakiana ireo nosy Malagasy Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve ?

Famaliana bontana ny fitakian’ny Malagasy hisitraka ny hareny no nivoaka tamin’ny vavan’ny mpitondra fanjakana momba ireo Nosy manodidina an’i Madagasikara, hoy ny mpitarika ny fikambanana «Asandratro ny Fireneko» Ratsimba James.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.ILES EPARSES 300 miliara dolara ny harena ao aminy

Ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny minisitra Frantsay misahana ireo faritany ivelan’i Frantsa (outre-mer) Rtoa George Pau Langevin ny 9 ka hatramin’ny 11 novambra ny fitsidihana an’i Mayotte sy ireo nosy aty amin’ny ranomasimbe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Mitohy ny fampideram-pananana

Ao anatin’ny fiatrehan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara ny fivoriana ara-potoana faharoa amin’ity taona 2015 ity dia mitohy eny an-toerana ny « salon de l’auto ». Araka ny tazana dia tahaka ireny mifaninana amin’ny fitondrana fiara raitra sady hiaka farany misy ireo depiote tonga miatrika ny fivoriana eny

Hamaky ny tohiny
FTT