- Alakamisy 12 Novambra 2015
Politique.Mitohy ny antsojay Tsy avela mitantana tsena ny CUA ?
Mamaky ady amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny fitondrana foibe.
Hamaky ny tohinyMamaky ady amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny fitondrana foibe.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny omaly hariva dia tsy mbola nisy kandida Loholona nanatitra ny taratasy filatsahany hofidiana.
Hamaky ny tohinyNambaran’ny filohan’ny vondrona parlemanteran’ny antoko Mapar
Hamaky ny tohinyManana ny kandidany amin’ny fifidianana loholona hotanterahana ny 29 desambra ho avy izao ny antoko Tiako i Madagasikara ka araka ny tsiliantsofina re dia tafiditra ao anatin’izany avokoa ireo filoha lefitra ao amin’ny birao politika tahaka an-dRamatoa sy Andriamatoa isany Olga Ramalason, Ahmad, Fernand, Mémé, Zafilahy, Naika Eliane. Ao anatin’ny lisitra ihany koa i Mamy Rakotoarivelo sy Kaleta.
Hamaky ny tohinyEfa vonona ary hanana kandidà manerana ny nosy na manerana ny Faritany 6 ny antoko HVM
Hamaky ny tohinyLasa bizina ny toerana Loholona. Tafakatra 400 tapitrisa izao ny tontona, raha te ho lohalisitra
Hamaky ny tohiny