Politique

Depiote Oulatta avy any Côte d’Ivoire Tsy tokony hidiran’ny resaka politika ny fanatanterahana ny RSS


  • Talata 10 Novambra 2015

Firenena vao avy nivoaka krizy tahaka antsika ny firenena Ivoarianina ary anisan’ireo firenena afrikanina efa mampihatra ny RSS na “Reforme du Systčme de Sécurité” koa any aminy ary efa azo lazaina fa manana traikefa eo amin’ny fanatanterahana azy io.

 

 Nambaran’ny filohan’ny kaomision’ny fandriampahalemana sy ny fiarovam-pirenena eo anivon’ny Antenimieram-pirenena any Côte d’Ivoire, ny depiote  Gaho dit Pierre Oulatta, izay tonga namita iraka teto amintsika ka nandalo teny amin’ny Antenimieram-pirenena malagasy teny Tsimbazaza fa tsy tokony hidiran’ny resaka politika ny famolavolana sy fanatanterahana ity RSS ity sy ny famolavolana lalàna eny anivon’ny Antenimiera fa tena resaka teknika tsotra izao. Nomarihany koa fa rehefa misy fidiran’ny miaramila an-tsehatra noho ny fahamaizana amin’ny tsy fisian’ny fandriampahalemana eo amin’ny firenena iray (toy ny atao amin’ny “opération  fahalemana” dia tokony hakan’ny mpitondra fankatoavana eny amin’ny Antenimieram-pirenena ny fanantanterahana izany fa tsy hataotao fahatany.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT