Politique

Fanambaram-pananana Namita ny azy ireo mpikamban’ny CENI


  • Alarobia 11 Novambra 2015

Nanao rodobe nanatanteraka fanambaram-pananana teny amin’ny Fitsarana

 

avo momba ny lalàmpanorenana omaly ireo mpikambana eo anivon’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI). Nisy ny fihaonan’izy ireo mialoha tamin’ny filohan’ny HCC Jean Eric Rakotoarisoa, izay nanamarika fa nanaja ny fe-potoana voalazan’ny lalàna ireo mpikamban’ny CENI ireto.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT