Politique

Raharaha Mara Niarisy Solombavambahoaka tsy miandany no atao ao anatiny


  • Alarobia 11 Novambra 2015

Mikasika ny fananganana ilay « Commission parlemantaire » handinika ny raharaha depiote Mara Niarisy avy any Ankazoabo Atsimo dia nanambara ny depiote

Randrianasolo Nicolas, filohan’ny vaomieran’ny fandriampahalemana eo anivon’ny Antenimieram-pirenena malagasy, fa tokony ho solombavambahoaka « neutre » na tsy miandany amin’ny atsy na ny aroa no handrafitra ny mpikambana ao aminy. Hijerena ny tombontsoam-bahoaka no antony. Mila hakana isanisany koa ireo vaomiera voakasika toy ny vaomieran’ny filaminam-bahoaka, vaomieran’ny fitsarana, vaomieran’ny atitany … Ilaina atao maro koa ireo solombavambahoaka avy amin’ny Faritra hafa ankoatra ny any Atsimo mba hisorohana amin’ny fiandaniana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT