Efa vonona ary hanana kandidŕ manerana ny nosy na manerana ny Faritany 6 ny antoko HVM
, hoy ny filohany, Rivo Rakotovao omaly teny amin’ny Panorama Andrainarivo. Tena hanao izahay fa efa nahatafiditra ben’ny tanàna maro manerana an’i Madagasikara ka efa azo lazaina fa mahafehy ny tontolo politika eto amin’ny firenena. Tsy izahay akory no tsy hanana olona hatolotra izany fa ny fifandaminanana tsy maintsy atao fa zavatra iankinan’ny fiainam-pirenena no atrehana.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.