Handao tsy ho ela an’i Madagasikara Atoa Gert Johannes Grobler,
Ambasadaoron’i Afrika Atsimo niasa sy nonina teto hatramin’ny taona 2012, tao anatin’ny tetezamita. Mety ho andriambavilanitra no hisolo azy, ary amin’ny fiandohan’ny taona 2016 no ho avy eto Madagasikara io diplaomaty vaovao io.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.