• Alarobia 02 Desambra 2015
Politique.Mampikony Mangalatra “départ” ny HVM

Raha tsy ity no voalohany, dia ity fitondrana HVM ity no tena mpanao azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Politique.Jean Omer Beriziky Maka toerana amin’ny sehatra kaontinantaly ?

Ny alahady lasa teo no tontosa tany Burkina Faso ny fifidianana izay ho filoham-pirenena any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Politique.Leader Fanilo Mihevitra hahatafiditra senatera 5

Milamina ary efa voapetrapetraka ny fiatrehan’ny Leader Fanilo ny fifidianana senatera hotontosaina ny talata 29 desambra ho avy izao, araka ny fanambarana nataon’ny mpikambana ao amin’ny biraon’ny antoko miaraka amin’ny PAN

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Politique.Ravelonarivo Jean Lasa jamba ?

Fahombiazana tanteraka no fahitan’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ny 100 in-droa miantoana nametrahana ny politikan’ny RRI na ny « résultat rapide et intense » eo anivon’ny minisitera isanisany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Politique.Governemanta Minisitra valo hosoloina

Hiverina an-tanindrazana anio ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ravelonarivo Jean,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Politique.Morombe, Toliara II Hosoloina PDS izay Ben’ny tanàna tsy mifidy HVM

Nantsoina hiofana momba ny statistika sy ny sora-piankohonana ireo Ben’ny tanàna voafidy tao anatin’ny Distrikan’i Morombe sy Toliara II.

Hamaky ny tohiny
FTT