Politique

« Iles éparses » Hiaka-dapa eny Tsimbazaza


  • Zoma 18 Desambra 2015

Hifarana anio rehefa naharitra 60 andro araka ny voafaritry ny lalŕmpanorenana ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimieram-pirenena, izay natokana indrindra handinihana sy handaniana ny volavolan-dalŕna mifehy ny tetibola taona 2016. Lany tsy nisy nitsipaka moa io ny talata teo.

 


Fa hanamarika ity andro anio ity ny fiakaran’ireo vondrona mpitaky ny hamerenana amin’i Madagasikara ireo nosy kely manodidina, ambara mahazatra hoe « Iles éparses », lapa hamelabelatra sy hanazava eo anatrehan’ireo solombavambahoaka ny paikady ho amin’izany, sy hampahafantatra amin’ireo farany fa manana andraikitra lehibe amin’izany ny solombavambahoaka. Raharaha « Iles éparses » no lahadinika eny Tsimbazaza anio manomboka amin’ny misandratr’andro. Ny tolakandro kosa no famaranana ofisialy ny fotoam-pivoriana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT