- Alarobia 23 Desambra 2015
Politique.Mpitondra Malagasy Mitsikombakomba amin’ny Frantsay
Tsy mahagaga intsony ny fitsabahan’ny firenena frantsay amin’ny raharaha tokantranontsika Malagasy, hoy ny Sekretera jeneralin’ny Vahoaka Miray.
Hamaky ny tohinyTsy mahagaga intsony ny fitsabahan’ny firenena frantsay amin’ny raharaha tokantranontsika Malagasy, hoy ny Sekretera jeneralin’ny Vahoaka Miray.
Hamaky ny tohinyFantatra izao fa nahazo fanasana avy amin’ny antokom-pitondrana hiaraka hisakafo amin’ireo lisitra kandidà natolony eto amin’ny Faritanin’Antananarivo eny amin’ny Hotely anisan’ny raitra indrindra
Hamaky ny tohinyTena nampisamatsamaka sy nampizarazara ny fiarahamonina malagasy mihitsy ireny fampiasan-kery nifanesisesy nangalana fahefana teto amintsika ireny, hoy ry zareo ao amin’ny FEDEP ivondronan’ireo gadra politika niresaka tamin’ny mpanao gazety.
Hamaky ny tohinyNy rindrina aza, hono, manan-tsofina ary tsy misy afenina izay tsy hiseho raha mbola kajikajy politika eto amin’ity Madagasikara ity.
Hamaky ny tohinyHotanterahina amin’ny heriny anio ny latsabato amin’ny Fifidianana ny 42 amin’ireo Loholona miisa 63 handrafitra ny Antenimierandoholona.
Hamaky ny tohinyNanolotra kandidà ho senatera any amin’ny Faritanin’i Fianarantsoa ny FIMA na Firaisankinan’ny Malagasy,
Hamaky ny tohiny