• Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Mampikony Iantohan’ny HVM hotely ny mpifidy

Kolikoly, hoy ny sasany ; fividianana safidy, hoy ny hafa. Manao izay ho afany tsy mandala vola amin-karena mihitsy ny antoko eo amin’ny fitondrana HVM amin’ny fikarakarana ireo mpifidy vaventy hifidy Loholona rahampitso talata 29 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Moramanga Mbola hahazo fiofanana ireo mpifidy vaventy anio

Na dia voalazan’ny lalàna aza fa tapitra ny maraina teo tamin’ny 6 ora ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana Loholona hotanterahina rahampitso talata 29 desambra 2015 dia fantatra izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Tiako i Madagasikara Mitaky fifidianana demokratika tsy misy teritery

Nikatona tanteraka tamin’ny enina ora maraina teo ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Loholona izay hatao rahampitso talata 29 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Tsaraitso, Bekororo - Betroka “Afa-baraka izahay Ben’ny tanàna”

Mandalo eto Iarivo ireo Ben’ny tanàna nesorina amin’ny toerany resy tamin’ny ady nataon’izy ireo tamin’ireo mpitory azy tany amin’ny Filankevi-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Fifidianana Loholona Foto-kevitra sa ramatahora ?

Nifandimby tonga tao Tolagnaro, ny faran’ny herinandro teo, mandresy lahatra faramparany ireo mpifidy lehibe, ireo kandida Loholona sy ireo mpanohana azy avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Politique.Tambin-karaman’ireo Filoham-pokontany 12 volana tsy naloan’ny minisiteran’ny Atitany

Feno 12 volana ny tambin-karaman’ireo filoham-pokontany ao Toamasina tsy naloan’ny minisiteran’ny Atitany. Raha atambatra izany ho an’ireo fokontany 138 sy ny filoha ary ny lefiny dia mahatratra 74.520.000 Ariary.

Hamaky ny tohiny
FTT