- Alarobia 30 Desambra 2015
Politique.Fifidianana senatorialy teto an-drenivohitra Nampanontany tena ny maro ny vokatra
Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany toy ny tany amin’ireo distrika maro manerana an’i Madagasikara ny fandatsaham-bato nataon’ireo mpifidy vaventy teto amin’ny distrika 6 ao anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra notanterahina tetsy amin’ny birao tokany tetsy amin’ny Lisea Maoderna Ampefiloha.
Hamaky ny tohiny