- Alarobia 06 Janoary 2016
Politique.Main’ny afo nantsangany ny HVM Mitambatra ny TIM, MAPAR, MMM…
Tsipahan’ny Tim, Mapar, Mmm ary ny Marina ny fifidianana loholona notanterahana tamin’ny 29 desambra 2015.
Hamaky ny tohinyTsipahan’ny Tim, Mapar, Mmm ary ny Marina ny fifidianana loholona notanterahana tamin’ny 29 desambra 2015.
Hamaky ny tohinyTsy misy andro iray ka tsy handrenesana ny fahasosorana sy fimenomenoman’ny olona momba ny fitondrana tantanan’i Hery Rajaonarimampianina, fa ny tena misongadina sy re amin’ny adihevitra etsy sy eroa dia ny hoe :
Hamaky ny tohinyNiaiky omaly Atoa Thierry Rakotonarivo, administratera sivily ary filoha lefitry ny CENI fa tena nisy tsy fahatomombanana sy tsy fetezana tokoa tamin’ny fandravonana ny vokatry ny fifidianana loholona notanterahana ny 29 desambra lasa teo
Hamaky ny tohinyTena fitakiana ny fialan’ny frantsay amin’ireo nosy eparses ve no tanjona amin’ny fidinana an-dalam-be amin’ny sabotsy sa fanombohana ny fanonganana ny fanjakana Hvm ? Hitarika ny vahoaka hanongana ny fanjakana misy ve ny antoko Otrikafo sy ireo mpiara-dia aminy ?
Hamaky ny tohinyNanomboka ny alatsinainy lasa teo ary hifarana ny sabotsy izao ny fampielezan-kevitra mikasika ireo fifidianana fanavaozana ireo tompon’andraikitra eny amin’ny Oniversite.Havaozina avokoa ny tompon’andraikitra rehetra fa ny fanavaozana ny Filohan’ny Oniversite no tena mahaliana ny besinimaro
Hamaky ny tohinyRaha 60.000 ariary ho an’ny olona iray no vidin’ny sakafo mora indrindra ao amin’ny hotely Colbert izay hikarakara ny sakafo ho an’ireo vahiny nasaina ho eny Iavoloha ny zoma faha 8 ny volana janoary ho avy izao mandritra ny lanonana fifampiarahabana tratry ny taona ataon’ny
Hamaky ny tohiny