• Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Marc Ravalomanana « Antsika ny îles éparses »

Tonga nanao veloma ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra omaly ny masoivohon’i Afrika atsimo eto amintsika Atoa Gert Johannes Grobler.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Fifidianana Loholona Vato 506 no hokitihana any Fianarantsoa

Nametraka fitoriana teny amin’ny CENI sy ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly ny Tiako I Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Fitakiana ny “Iles éparses” Azo atao am-pilaminana, hoy ny CRAM

Manaitra ny sain’ny rehetra mba ho mailo amin’ny fitakiana ny “îles éparses” ny Cercle de Réfléxion pour l’Avenir de Madagascar (CRAM) satria araka ny fandinihan’ity fikambanana ity azy dia efa tsikaritra hatrany am-boalohany fa mandady moramora ireo sokajin’olona « mpikarama mandray baiko avy amin’ireo « very remby » amin’ity resaka Nosy Malagasy ity ka manely tsaho fa hoe :« efa lafo ny îles éparses”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Governemanta Ravelonarivo Tsy namparisika ireo mpampiasa vola

Akoho tsy naneno toy izay lanin’ny kary ! Izay no mahafintina ny tontolo ara-toekarena eto amintsika tao anatin’izany herintaona nijoroan’ity governemanta Jean Ravelonarivo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Nakany Charly sy ny FITIBA

Nitondra porofo tamin’ny tsy fetezan’ny fifidianana Senatera tany Toliara Nanamafy ny fitarainana efa nataony niaraka tamin’ireo lohalisitry ny kandidà senatera tany Toliara taorian’ny fifidianana natao ny 29 desambra teo ny kandidà

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Politique.Fifidianana loholona tany mahajanga Manaiky ny vokatra ny kandida Mohamad Chei

Manaiky ny voka-pifidianana loholona farany teo tany amin’ny Faritanin’i Mahajanga ny kandida Mohamad Chei, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Sebass natolotry ny fikambanana Manaranara Fanilo izay misy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT