- Zoma 08 Janoary 2016
Politique.FEDEP Mbola miantso ny fampihavanam-pirenena hatrany
Vao manomboka ny taona dia mamerimberina ny fitakian’izy ireo amin’ny fanafaiganana ny fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena ireo mpikambana ao amin’ny Federasion’ireo gadra politika teo aloha na ny FEDEP manerana ny nosy.
Hamaky ny tohiny
