• Talata 12 Janoary 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Mbola nahazo lesona tamin’ny Amerikanina indray

Nandritra ny fihaonan-dRtoa Linda Thomas-Greenfield, Sekreteram-panjakana Amerikanina lefitra misahana ny raharaha afrikanina tamin’ny filoha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Politique.Kaominina ambonivohitra Antsirabe Mibaby trosa tsy fidiny, hoy ny Ben’ny tanàna

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Ben’ny tanànan’Antsirabe Razanakolona Paul manoloana ny trosa voatery nobaben’ny kaominina nataon’ireo mpitantana teo aloha. Araka ny nambarany dia tafakatra 140 tapitrisa Ar isam-bolana amin’izao ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Politique.Marc Ravalomanana Lasa niketrika any Azia

Nihaona fanindroany tamin’ny iraka manokan’ny vondrona afrikanina aty Madagasikara Lakhdar Brahimi teny Faravohitra omaly ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Politique.Hetsika fitakiana ny « îles éparses » Nipoaka ny lakrimozena, mitohy ny tolona

Hitohy anio ny hetsik’i Madagasikara mitaky ireo nosy malagasy. Tsy hijanona intsony ity hetsika fitakiana ity raha tsy tody hatramin’ny farany dia ny fahazoana ireo nosintsika bodoin’ny frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Politique."Village de la Francophonie" Hovitaina alohan'ny fivoriana an-tampony

Manomboka ny asa fanorenana ny "Village de la francophonie" hisian’ireo fotodrafitrasa hampiantranoana ireo vahiny handray anjara amin’ny fivoriana an-tampony faha-16-n’ny frankôfônia 2016 etsy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Politique.Loholona maro anisan’ny HVM Sao dia ho be tsy handraofana fotsiny e ?

Araka ny efa nanampoizana azy dia tsy nisy niova ny vokatry ny fifidianana loholona fa nandresy amin’ny isa mavesatra ny antoko Hvm. Nahazo seza 36 amin’ireo 42 nifaninana ny antokon’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT