Politique

Kandidŕ ben’ny tanŕna farany teo Tsy mbola nisy naharay « caution » ireo nahazo vato 10%


  • Alatsinainy 18 Janoary 2016

Na dia efa nahafeno ny antontan-taratasy nilaina sy nanatitra izany nivantana teny amin’ny minisiteran’ny Atitany aza ireo kandidŕ ben’ny tanŕna nahazo ny vato 10 %

 

tamin’ny fifidianana natao farany teo manerana ny nosy dia mitaraina izy ireo fa hatreto dia tsy nisy na dia iray aza nahazo ny famerenana an’izany “Caution” napetraka izany. Dia mipetraka ihany ny fanontaniana hoe : “fa tsy efa vola napetraka fotsiny haverina ve izy ireny sa mbola nampiasana amin’ny famahana olana inona indray sanatria ?

Rabri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT