Politique

Guy Rivo Randrianarisoa « Tsy nitondra fandrosoana mivantana ny governemanta »


  • Alarobia 27 Janoary 2016

Tena anjaran’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina no mijery izay mahasoa azy hahafahany manova na tsia ny governemanta tantanan’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ankehitriny, hoy ny Kestora faha-3 eny anivon’ny Antenimieram-pirenena malagasy,

 

 ny depiote Randrianarisoa Guy Célin Rivoniaina, raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety teny Tanjombato izy omaly. Efa nomenay solombavambahoakan’i Madagasikara azy ny fitaovana tamin’ny alalan’ny fandaniana ny LFI farany teo, ity depiote lany tamin’ny anaran’ny TIM teny amin’ny Boriborintany faha-V ity. Efa nanao ary mbola hanatanteraka ny asa tandrify azy ny Antenimieram-pirenena,  hoy izy, fa ny governemanta ankehitriny kosa dia sahiko ny milaza fa tsy nitondra fampandrosoana nivantana teny amin’ny vahoka velively. Jereo fotsiny ny resaka rano fisotro, ny fako, ny fahasalamam-bahoaka, ny fandriampahalemana sns…

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT