• Talata 02 Febroary 2016
Politique.Hetsika “Madagasikara miaro ny nosy Malagasy”

Hiady hatramin’ny farany ireo nosy Malagasy izay giazan’ny frantsay ny fikambanana Madagasikara miaro ny nosy Malagasy tarihin’Atoa Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Politique.Antoko AREMA An’ny malagasy ny « îles éparses » fa tsy an’ny vahiny

Nivoaka tamin’ny fahanginany ihany koa ny antoko AREMA manoloana ny tsy fihetsehan’ny fitondram-panjakana amin’ny fitakiana ny îles éparses izay tena mampitaraina ny maro tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Febroary 2016
Politique.Haitraitra sy fandaniam-bola Nanofana jet privé ny filoha mivady

Fiaramanidina manokana na jet Privé an’ny orinasa Henri Fraise Fils & Cie no nofain’ny fanjakana Malagasy ka naka ny filoha Rajaonarimampianina tany Addis Abeba-Etiopia omaly antoandro, naka solika tao Dar es Salaam Tanzania avy eo nitodi-doha avy hatrany aty Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Febroary 2016
Politique.Céline Ratsiraka Feno 78 taona

Feno 78 taona tamin’ny sabotsy lasa teo Rtoa Céline Ratsiraka, vadin’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Politique.Fanapotehana ny Air Madagascar Namaly bontana an’ny Filoha ny DG

Nohazavain’ny tale jeneralin’ny Air Madagascar ny tena marina nahatonga ny fahapotehan’ny kaompania Air Madagascar fa tsy araka ny nambaran’ny filoham-pirenena fa vokatry ny fitokonan’ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Politique.Fanokafana ny Kianjan’ny Demokrasia Tsy tokony ho olana, hoy ny Me Hanitra

Efa nomena anarana “Kianjan’ny Demokasia” ny kianja maitso Ambohijatovo, izany hoe toerana hilazana hevitra mazava.

Hamaky ny tohiny
FTT