Politique

Ravalomanana Marc sy ny 26 janoary 2009 Tsy anjarako ny manameloka


  • Alarobia 27 Janoary 2016

Vao tafaverina teto an-tanindrazana rehefa avy nandalo tany Azia sy tany Maorisy nandritra ny herinandro mahery ny filoha mpanorina ny antoko TIM Marc Ravalomanana

 

dia nanotrona ny fanompoam-pivavahana nokarakarain’ity antoko ity teny Tanjombato ho fampaherezana sy hampakarana ny finoana noho ny zava-nisy tamin’ny alatsinainy mainty tamin’ny 26 janoary 2009 no natrehany voalohany. N’inona n’inona zava-nitranga tamin’ireny fotoana ireny, hoy izy, dia tsy anjarako velively ny hanameloka  n’iza n’iza tamin’izay nataony fa Andriamanitra any ambony mahita ny nataon’ny rehetra tamin’izany. Nantsoina tsy an-kanavaka teo amin’ity fanompoam-pivavahana ity na ireo nandoro sy namotika na ireo nopotehina sy noravana fananana  fa tsy hahasoa n’iza n’iza ny hitanisa izay vita fa ny ho avy hampandrosoana ny fiainam-pirenena no andeha hobanjintsika mianakavy. Aoka mba hahazo ny anjara masoandrony avokoa ny vahoaka  amin’ny harenabe misy eto amin’ity firenena ity.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT