• Talata 02 Febroary 2016
Politique.Senatera Botomanovatsara Fanompana ny HVM Manakara

Nisahotaka ny HVM any Vatovavy Fitovinany, indrindra ny ao Manakara taorian’ny nandrenesan’izy ireo ny anaran’ny kolonely Botomanovatsara ao anatin’ny lisitr’ireo Senatera miisa 21 tendren’ny filohan’ny Repoblika, hanampy ireo 42 nofidiana tamin’ny 29 desambra 2015

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Politique.Firenena sahirana Taratry ny fahalemen’ny fanjakana

Tsy mahagaga ny tsy fandehanan’ny fitantanana ny raharaham-pirenena eto Madagasikara, hoy ny dokotera Randriamiarisoa Joseph.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Politique.Loholona 21 vaovao Hanompo HVM fotsiny !

Voatendry omaly hariva ireo loholona 21 mianadahy anjaran’ny filoham-pirenena, araka ny fahefana nomen’ny lalàmpanorenana azy. Vehivavy ny 6 ary lehilahy ny 15.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Politique.Raharaham-pirenena Manahy korontana ny Amerikanina ?

Tonga teny Faravohitra omaly ary nihaona sy niresaka indray tamin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny masoivohon’i Etazonia miasa eto amintsika Atoa Robert T Yamate.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Politique.Kaominin’i Toamasina Raikitra indray ny totohondry

Raikitra indray ny ady totohondry sy ny sakoroka teo am-pidirana ny lapan’ny tanànan’i Toamasina omaly maraina tokony ho tamin’ny 10ora, fotoana fahatongavan’ny ben’ny tanàna niditra ny biraony iny indrindra.

Hamaky ny tohiny
FTT