- Alakamisy 04 Febroary 2016
Politique.Mihotakotaka
Mialoha ny nandaniana ny tetibolam-panjakana 2016 teny amin’ny antenimieram-pirenena ny faramparan’ny taona 2015 dia adihevitra be ny amin’ny fomba ahitana ny vola ampiasaina
Hamaky ny tohinyMialoha ny nandaniana ny tetibolam-panjakana 2016 teny amin’ny antenimieram-pirenena ny faramparan’ny taona 2015 dia adihevitra be ny amin’ny fomba ahitana ny vola ampiasaina
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tao amina fahitalavitra tsy miankina iray eto an-drenivohitra ny kolonely eo anivon’ny zandarimariam-pirenena Lylison de Roland René ny talata teo fa nampandany ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina tany Sofia izy, tamin’ny 2013.
Hamaky ny tohinyManadio trano ny antoko Leader Fanilo.
Hamaky ny tohinyVaky ny ady eo amin’ny solombavambahoaka Randrianasolo Jean Nicolas sy ny senatera Lylison de René. Taorian’ny tafa nifanaovan’ity farany tamin’ny mpanao
Hamaky ny tohinyVoatendry omaly hariva ireo loholona 21 mianadahy anjaran’ny filoham-pirenena, araka ny fahefana nomen’ny lalàmpanorenana azy. Vehivavy ny 6 ary lehilahy ny 15.
Hamaky ny tohinyHanomboka anio ary haharitra 3 andro ny fihaonana an-tampony eo amin’ny Afrika sy Etazonia momba ny fandraharahana, izay atao any Addis Abeba renivohitr’i Etiopia.
Hamaky ny tohiny