• Zoma 05 Febroary 2016
Politique.Naivo Raholdina Hitory ny filohan’ny HAFARI Malagasy

Taorian’ireo karazana antontan-taratasy fitarainana voarain’ny solombavambahoaka Naivo Raholdina mikasika ny zavatra nataon’ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy sy ny fanaparitahan’ity farany vaovao tsy marina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Politique.Trano fandihizana sy fisotroana Tovovavy iray tsy hita popoka

Misy trano roa malaza ao Itaosy izay toerana fandihizana sy fanaovana karaoke ary famoriana tanora rehefa alarobia hariva sy zoma hariva ary ny faran`ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Febroary 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Matahotra ny jeneraly Ravelonarivo

Raha tsy afaka am-bavan’ny maro efa ho andro maromaro izay ny mety hanovana ny praiminisitra sy ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta dia toa lasa nangingina indray ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Febroary 2016
Politique.Betroka –Befotaka-Ranotsara Atsimo An-jatony ireo matin’ny ady an-trano

Efa fotoana elaela ihany izay no niparitahan’ny resaka valifaty sy fifamonoana any amin’ny faritra atsimo atsinanana sy Anosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Febroary 2016
Politique.Fanendrena senatera Maro ny zavatra fonosiny

Nanaitra ny fanamarihana momba ny senatera Lanto Razafimahaleo, vadin’ny tompokolahy Razafimahaleo Herizo, filoha mpanorina ny antoko Leader Fanilo, nandritra ny fivorian’ireo mpikambana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Febroary 2016
Politique.Tiako i Madagasikara Hamboly hazo eny Imerinkasinina

Hamboly hazo eny Imerinkasinina ny sabotsy 6 febroary ho avy izao ny antoko Tiako i Madagasikara izay hotarihan’ny filoha Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT