- Talata 09 Febroary 2016
Politique.Demokrasia Tsy mbola zakan’ny toetsaina Malagasy
Manimba ny fiarahamonina eto Madagasikara ny fampanjakana ny demokrasia eto amintsika, hoy ny mpitarika ny Jodaisma Mesirima.
Hamaky ny tohinyManimba ny fiarahamonina eto Madagasikara ny fampanjakana ny demokrasia eto amintsika, hoy ny mpitarika ny Jodaisma Mesirima.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny mbola miteraka adihevitra eto amintsika ny fifidianana loholona tamin’ny 29 desambra. Feno 7 taona omaly alahady ny 7 febroary 2009.
Hamaky ny tohinyMaivana dia maivana, nangina, tsy nahasarika olona firy ny fanaterana fehezam-boninkazo teny Ambohitsorohitra ho fanamarihana ny faha-7 taonan’ny 7 febroary 2009
Hamaky ny tohinyHo rava ny fanjakana miady an-trano hoy ny soratra masina izay. Ary tsy vitan’ny hoe rava fa mbola mifanala-baraka ihany koa ny samy mpinamana sy ny niara-nisaika.
Hamaky ny tohinyFiara tsy mataho-dalana vaovao marika Toyota amin’ny karazany V8 no ampiasain’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean-Max
Hamaky ny tohinyHita tamin’ny hetsika fambolen-kazo teny Imerinkasinina ny sabotsy lasa teo fa mbola matanjaka sy mahazaka olona ny antoko Tiako i Madagasikara, ary olona resy lahatra tsy mba notezaina tamin’ny resaka tombontsoa kely mampifalifaly na nozaraina vola mba ho avy no hita.
Hamaky ny tohiny