• Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Faharo Ratsimbalson Lasa retirety tsy nahazo na mariboninahitra iray aza

Anarana tsy zoviana amin’ny maro izany Faharo Ratsimbalson izany. Manamboninahitra miaramila nanana ny lazany na teo amin’ny resaka politika na ny fandriampahalemana, indrindra tamin’iny faritra Menabe iny, izay niasany telopolo taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Antananarivo Renivohitra Notsoahina tamin’ny kaominina ny fitantanana ireo fokontany 192

Nofaritan’ny filankevitry ny governemanta natao omaly fa ny fokontany no rafi-pitantanana fototra eto Madagasikara, ny fokontany izay tantanina komity ahitana filoha iray,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana Izay no vita ny aminy

Retirety politika ? Tsy mbola nanao fanambarana ofisialy fa nisintaka teo amin’ny sehatra politika i Norbert Lala

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Namita-bahoaka tany atsimo indray

Tena mampalahelo ny mieritreritra ny fomba fisainan’ny mpitondra ankehitriny ny fahoriana mianjady amin’ireo mponina any atsimon’ny nosy, noho ny afitsoky ny hain-tany sy ny tsy fisian-tsakafo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Politique.Fanjakana HVM Miverina ny sivana amin’ny vaovao

Hafa ny lazain’ny vava, hafa ny tanterahina. Nanao fanamarihana ampahibemaso sy teo anatrehan’ny Governemanta Ravelonarivo iray manontolo ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina tamin’ny 8 janoary 2016

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Febroary 2016
Politique.Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana sy Riana Andriamandavy VII no hitarika

Hivory manokana ny Antenimierandoholona manomboka anio.

Hamaky ny tohiny
FTT