• Alakamisy 11 Febroary 2016
Politique.Tsy afa-po ny vondrona eoropeanina Kenda ny governemanta

Rafotsy be very laona ity ny filoham-pirenena malagasy amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena ka miandry izay higadonany. Handroso maty raibe hihemotra maty renibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Febroary 2016
Politique.Filohan’ny Antenimierandoholona Voatsipaka tamin’ny ora farany i Kolo Roger

Manomboka mivoaka ny nafenina. Iray andro monja taorian’ny nifidianana ny Birao maharitry ny Antenimierandoholona dia mivaha ny lelan’ireo mpikambana ao amin’ny antokon’ny fitondrana HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Febroary 2016
Politique.Richard Ratsimandrava 41 taona izay, tantaraina sisa

11 febroary 1975 – 11 febroary 2016, feno 41 taona katroka anio ny nanomoan’ny sasany ny kolonely Richard Ratsimandrava

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Honoré Rakotomanana “Mila ahitsy ny Lalàmpanorenana”

Niverina amin’ny fitarihana ny Antenimierandoholona indray ny profesora Honoré Rakotomanana rehefa nitantana io andrim-panjakana io ny voalohan’ny volana mey 2001 hatramin’ny jolay 2002.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Antenimierandoholona Manidy trano tanteraka ny HVM

Norombahan’ny HVM avokoa ny toeran’ireo birao maharitra nofidiana omaly satria ankoatra ny filohan’ny antenimierandoholona izay loholona notendren’ny filoham-pirenena ary kandida tokana natolotry ny HVM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Politique.Jeneraly Florens Nampitandrina ireo mpivarotra migrevy

Nampitandrina ireo mpivarotra amoron-dalana omaly ny jeneraly Florens Rakotomahanina lehiben’ny CIRGN Analamanga fa ho avy

Hamaky ny tohiny
FTT