Politique

Jean-Max Rakotomamonjy Nahazo Toyota 4x4 vaovao


  • Alatsinainy 08 Febroary 2016

Fiara tsy mataho-dalana vaovao marika Toyota amin’ny karazany V8 no ampiasain’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean-Max


. Efa ny tolakandron’ny zoma lasa teo no tonga teny Tsimbazaza ilay fiara. Tsy nahazoam-panazavana mazava moa ny vola nenti-nanana ny fahazoana an’ity fiara raitra ity, fa ny nambara fotsiny dia hoe fiara Citroen C6 sy Range Rover Sport nolovaina tamin’ny Antenimieram-pirenena teo aloha sy ny Kongresin’ny tetezamita no nampiasain-dRakotomamonjy Jean-Max tao anatin’izay roa taona naha filohan’ny Antenimieram-pirenena azy izay, fa izao izy vao nahazo fiara vaovao.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT