- Talata 05 Aprily 2016
Politique.Mamy Rakotoarivelo Nitaky ny tombontsoany teny Iavoloha
Eny, teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha aho ary nihaona tamin’ny sekretera jeneralin’ny Prezidansa, hoy i Mamy Rakotoarivelo
Hamaky ny tohinyEny, teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha aho ary nihaona tamin’ny sekretera jeneralin’ny Prezidansa, hoy i Mamy Rakotoarivelo
Hamaky ny tohinyAnisan’ny andraikitry ny loholona ny mijery ny zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina miaraka amin’ny fanaraha-maso ny asan’ny fahefana mpanatanteraka
Hamaky ny tohinyMandeha tsy misy lohany ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Air Madagascar.
Hamaky ny tohinyLasa teny manidina fotsiny ilay antso ataon’izao fitondrana izao ny amin’ny fifanomezan-tanana ho amin’ny fampandrosoana. Mifanalavitra amin’izany ny zava-misy.
Hamaky ny tohinyNandefa iraka manokana eto Madagasikara ny Filoha frantsy François Hollande, hanao tomban'ezaka ny fiomanan'ny mpitondra malagasy, amin'ny fandraisana io fihaonambe kasaina hatao amin’ny volana novambra 2016 io.
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra ny basy ny faran’ny herinandro teo tao amin'ny Tiko Vohidiala.
Hamaky ny tohiny