- Alatsinainy 04 Aprily 2016
Politique.Antoko MFM Handray anjara amin’ny fifidianana rehetra
Handray anjara mavitrika amin’ny fifidianana hatao eto amin’ny firenena ny antoko MFM.
Hamaky ny tohinyHandray anjara mavitrika amin’ny fifidianana hatao eto amin’ny firenena ny antoko MFM.
Hamaky ny tohinyNaneho hevitra momba ny didy navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Afrikanina tatsimo izay manameloka ny fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana nataon’ny filoha Jacob Zuma sy ny parlemantera
Hamaky ny tohinyNamoaka boky vaovao mampahafantatra ny fomba amam-panao sy ny kolontsaina mampiavaka azy ny fikambanan’ny Zanak’Antanala na ny ZANTA. 210 pejy izy io, hita eny amin’ny toeram-pivarotam-boky rehetra eto an-drenivohitra, mitondra ny lohateny hoe : “Vohitsivala”.
Hamaky ny tohinyVao afak’omaly no nanaovana fanamarihana fa tsy mandeha amin’izay laoniny intsony ny fitantanana ny raharaham-pirenena eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNanambara omaly i Jacques Ulrich Andriantiana, minisitry ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetry ny andro nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety fa ho tratran’i Madagasikara ny fenitry ny mpizahatany 300 000 ho an’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyHisy ny fehin-kevitra mafonja hivoaka momba ny tanjona ho amin’ny fampandrosoana maharitra (ODD) aorian’ny fivoriana atao amin’ny minisitera isan-tsokajiny,
Hamaky ny tohiny