Politique

FRANKOFONIA


  • Talata 05 Aprily 2016

Nandefa iraka manokana eto Madagasikara ny Filoha frantsy François Hollande, hanao tomban'ezaka ny fiomanan'ny mpitondra malagasy, amin'ny fandraisana io fihaonambe kasaina hatao amin’ny volana novambra 2016 io.


MIARINARIVO ITASY
Lasibatry ny mpangalatra indray izao ny kaonteran’ny Jirama. Ireo mipetaka ivelan’ny trano no tena anjakan’izy ireo.

BEZAHA BETIOKY ATSIMO
Mirongatra ny halatra lakolosim-piangonana. Lasibatra ny an’ny Fiangonana katolika sy ny Loterana. Nandrenesana io halatra lakolosy io ihany koa tany amin’iny Faritr’i Menabe iny.

SOANIERANA IVONGO
Nandamoka ny fikasan'ireo olon-dratsy hanafika tranona mpandraharaha, noho ny angom-baovao avy amin'olon-tsotra. Olona 2 voasambotry ny polisy niaraka tamin'ny basy poleta.

MAROANTSETRA
Nisy sambo rendrika, 6 no avotra soa aman-tsara tamin’ireo mpandeha tao anatiny. Razana 1 no efa hita, ary ny 3 mbola karohina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT