• Zoma 08 Aprily 2016
Politique.Fampianarana Mbola ilain’ny Fanjakana ve ny sekoly tsy miankina ?

Mbola mpiara-miombona antoka ve ny sekoly tsy miankina sy ny Fanjakana ? Tokony hiteny mivantana ny minisitry ny fampianarana Rabary Paul, rehefa tsy izay intsony no izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Politique.Governemanta Hametra-pialana faobe ireo minisitra ?

Mitodika eny Mahazoarivo ny mason’ny mpanara-baovao manomboka anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Politique.Pr Harimalala Joseph Mpitondra mila voatsiary

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena taorian’ny nijoroan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana niaro ny taniny eny Andohatapenaka, rehefa nalain’ny Fanjakana fa hoe hanorenana toby fiantsonan’ny fiarakodia hamindrana ny eny amin’ny Fasan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Politique.Manadala saim-bahoaka

Mahasosotra ary indraindray mahatezitra mihitsy ny hadalan’ny mpanao politika eto amintsika, hoy ny renim-pianakaviana iray manaraka ny fizotry ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Politique.Marc Ravalomanana “Hajao ny tany tan-dalàna fa aza mambotry vahoaka”

Variana mambotry ny mpiray tanindrazana aminy amin’ny fampiasana ny fahefana eo am-pelatanany fotsiny ny fanjakana foibe, hoy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Manimba tanteraka ny endriky ny fitondrana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Politique.Randrianasolo Nicolas Mamaky ady amin-dRavalomanana koa

Tena mambotry ny firenena ny ataon'ny mpanao politika sasany amin'ny fitarihana ny vahoaka hidina an-dalambe hanongam-panjakana indray, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT