- Sabotsy 02 Aprily 2016
Politique.Antoko TIM Antoky ny fitoniana politika eto Madagasikara
Niresaka an-telefaonina tamin’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny filohan’ny parlemantera Panafrikanina Roger Ndoko Dang.
Hamaky ny tohinyNiresaka an-telefaonina tamin’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny filohan’ny parlemantera Panafrikanina Roger Ndoko Dang.
Hamaky ny tohinyMisavoritaka sy mafana ny toe-draharaha ao an-dapan’Iavoloha ao, raha ny vaovao voaray avy amin’ireo tandapa ao an-toerana.
Hamaky ny tohiny“Tazonina eto Toamasina eo ambany fanaraha-mason’ny fanjakana ireto boaderozy ireto, eo am-piandrasana ny tolo-bidy iraisam-pirenena atao aminy”.
Hamaky ny tohinyTonga nametraka fehezam-boninkazo teny amin’ny toerana nahafaty an’Atoa Laha Gaston, mpikambana tao amin’ny Haute Autorité de l’Etat maty voatifitra tamin’ny 31 martsa 1992 teny Soanierana Atoa Ramaroson Alain,
Hamaky ny tohinyFihemorana sy fanitsakitsahana ny demokrasia eto Madagasikara ny fanapahan-kevitry ny mpitondra hanendry ny sefo fokontany.
Hamaky ny tohinyMazava sahala amin’ny masoandro be lohataona fa misy dian-tanan’ny filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina iny zava-nitranga tamin’ny alarobia 29 martsa lasa teo, teto Antananarivo iny.
Hamaky ny tohiny