• Alatsinainy 11 Aprily 2016
Politique.Governemanta vaovao Hailika ny TIM ?

Tamin’ny fifidianana ny filohan’ny antenimierandoholona sy ny fanendrena ny praiminisitra dia nanao izay tiany ary nametraka ny olony ny antokon’ny fitondrana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aprily 2016
Politique.Tsimbazaza Nantsoina maika amin’ny SMS ireo depiote

Nandefasan’ny Sekretera jeneralin’ny Antenimieram-pirenena fiantsoana amin’ny alalan’ny soratra maro sosona (SMS) ireo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Jean Ravelonarivo Nofandrihan’ny Prezidansa

Nampanantsoina tampoka teny Iavoloha omaly maraina ny praiminisitra Jean Ravelonarivo fa hoe misy dosie mila dinihana maika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Fifidianana amin’ny 2018 Mbola hitazona ny teniny ve i Jean Ravelonarivo ?

Taorian’ny fametraham-pialana nataony omaly dia mbola nihaona tamin’ny mpiara-miasa akaiky aminy vitsivitsy teny Mahazoarivo ny Jeneraly Jean Ravelonarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Nametra-pialana ny praiminisitra sy ny governemanta Midika inona ho anao izany ?

Camille Vital (praiminisitra teo aloha) : «Tsy ny fanovana ny governemanta no zava-dehibe fa ny fijerena izay mahasoa ny firenena sy ny tombontsoan’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Tsapan-kevitra

Lohahevitra tamin’ity herinandro ity : “Laharam-pahamehana, ho anao ve ny Iles Eparses ?”

Hamaky ny tohiny
FTT