• Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.CUA sy Afrika Atsimo Mety tsara ny fiaraha-miasa

Manga ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Fanjakan’ny korontana

Fito volana mialoha ny fihaonana an-tampon’ny frankôfônia no mametra-pialana faobe ny governemanta, mariky ny fisiana krizy any amin’ny faratampon’ny fitantanana ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aprily 2016
Politique.Komity Miaro amin'ny Demokrasia Manome 72 ora hialan’ny filohampirenena

Nivoaka tamin'ny fahanginana ny Komity Miaro amin'ny Demokrasia rehefa elaela tsy hita sy tsy re.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Politique.Fitondrana HVM Matahotra Karana, Mamono Malagasy

Manamafy ny Me Hanitra Razafimanantsoa, filoha lefitry ny antenimieram-pirenena, ary efa mpisolovava ny orinasa Tiko nandritra ny taona maro fa tsy naka na nividy tanim-panjakana izany mihitsy ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Politique.Mohamed VI-Mpanjakan’i Maraoka Ho avy any Antsirabe

Efa vonona amin’ny fandraisana ny Delegasiona Maraokanina ho tonga eto Madagasikara hiatrika ny fihaonamben’ny Frankofonia ny tanànan’Antsirabe raha ny nambaran’Atoa Razanakolona Paul, Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Politique.Fakana ny tanin-dRavalomanana Hampihemotra ny mpandraharaha vahiny

Omaly alakamisy no nanomboka nofefen’ny ministeram-panjakana misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena sy ny fotodrafitrasa ary ny fanajariana ny tany ny tany menabe etsy Andohatapenaka izay izingizinin’i Marc Ravalomanana fa fananany ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT