Camille Vital (praiminisitra teo aloha) : «Tsy ny fanovana ny governemanta no zava-dehibe fa ny fijerena izay mahasoa ny firenena sy ny tombontsoan’ny vahoaka.
Iaraha-mahita rahateo ny zava-misy tao anatin’izay 3 taona izay. Tsara kokoa raha miroso amin’ny fifidianana mialoha ny fotoana isika eto Madagasikara. Dia mba ho tena mangarahara amin’izay ny fifidianana izay hotanterahana».
Nangonin-dRamano F.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.