Lohahevitra tamin’ity herinandro ity : “Laharam-pahamehana, ho anao ve ny Iles Eparses ?”
217 ireo nandray anjara
ENY: 66.8%
TSIA: 30.8%
TSY NANEHO HEVITRA: 1.84%
Tsapan-kevitra manaraka ( 11-15 Aprily)
"Mbola mahatoky ny mpanao politika ve ianao" ?
ENY na TSIA
Entanina ianao haneho ny hevitrao amin'ny alalan'ny fitsidihana ny pejy Facebook an’ny Tia Tanindrazana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.