• Talata 12 Aprily 2016
Politique.Ravelonarivo Jean Saika hamoaka dosie gravy

Tantaraina sisa izany Ravelonarivo Jean praiminisitra lehiben’ny governemanta izany. Niala tsy nisy gidragidra na saika mbola hifandahatra amin’ny lalàna aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Politique.Governemanta vaovao Minisitra maro hosoloina

Ny faran’ny herinandro izao no andrasana ny fivoahan’ny governemanta vaovao tarihin’ny praiminisitra Olivier Mahafaly Solonandrasana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Politique.Olivier Mahafaly Hanonofy ho filoha 2018 koa ?

Mahafaly Solonandrasana Olivier indray izany izao no tompon-trano eny Mahazoarivo. Ny famindram-pahefana eo aminy sy Ravelonarivo Jean, dimbiasiny toerana sisa dia raikitra ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Politique.Fanjakan’ny korontana

Fito volana mialoha ny fihaonana an-tampon’ny frankôfônia no mametra-pialana faobe ny governemanta, mariky ny fisiana krizy any amin’ny faratampon’ny fitantanana ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Politique.Fiampangana ny filoha Mety ho sahirana i Patrick Raharimanana

Niampanga ny filoha Hery Rajaonarimampianina ho nanao hosoka sy nampiasa hosoka tao amin`ny facebook ny mpanorina ny « Vitatsika Io »,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2016
Politique.Fanaparam-pahefana Mpiasan’ny primatiora nandoro tranon’olona tany Ambovombe

Velon-taraina mafy noho ny fisandohan’andraikitra sy ny fanaparam-pahefana nataon’olona iray mitonona ho lehibebe ao amin’ny primatiora ny mpanao gazety Fernand Cello sy Ramatoa Zemey, manana

Hamaky ny tohiny
FTT