- Alakamisy 14 Aprily 2016
Politique.PM Solonandrasana Mahafaly Sahy hiady amin’ny Mafia ve ?
Tsy miafina mihitsy hoe avy tao amin’ny governemanta Ravelonarivo ihany no namolavola ny praiminisitra vaovao. Raha ny resaka sy ny fampanantenana dia betsaka fa mba hanao ahoana kosa ny asa fanantanterahana azy ireny ?
Hamaky ny tohiny
